info
LE AVVENTURE DEL CANE MASCHERATO 7



L'ultimo cacciatore di draghi

Alla ricerca del cane smarrito








Flavo Maestrini
Le Avventure del Cane Mascherato n° 4
Italiano / Malgascio

La storia del drago sputafoco
Ny tantaran'ilay dragona mandrora afo

I razziatori di pecore
Ireo mpangalatra ondry


Illustrazioni di:
Andrea Bassoli

In lingua malgascia:
Nadikan'i Rafidimanana Vincent avy amin'ny tenyitalianina

Rima Editrice - Milano


LA STORIA DEL DRAGO SPUTAFUOCO (espandi)

Quella sera il Cane Mascherato (che mascherato non era) poteva sentirsi davvero soddisfatto: una lunga passeggiata con la sua padrona, le corse e i giochi con gli amici nei vicini giadinetti e ora a casa a "papparsi" una buona zuppa di verdure e carne trita.


NY TANTARAN'ILAY DRAGONA MANDRORA AFO (espandi)

Indray hariva izay dia nahatsiaro tena ho afa-po tanteraka ilay alika misarontava (tsy nisaron-tava izy teto): nandeha nitsangatsangana niaraka tamin'ilay tompovaviny izy manko tamin'io sy nilalao niaraka tamin'ireo namany teny amin'ireo zaridaina manodidina teny, ary izao nody any an-trano mihinana lasompy legioma mifangaro toton-kena.


I RAZZIATORI DI PECORE (espandi)

Il Cane Mascherato amava particolarmente il sabato, perchè sapeva che avrebbe potuto godere di una lunga passeggiata nel parco, libero di scorrazzare asieme ai soliti amici. E quindi, quando la padrona prese il guinzaglio, si preparò a godere di una bella passeggiata nel verde.

IREO MPANGALATRA oNDRY (espandi)

Tena tiana'ilay alika misaron-tava manokana ny andro asabotsy, satria amin'io no andehandehanany maharitra any amin'ny parka tsy mifangaroharo amin'ireo namany. Koa raha vao mandray ilay tady fitazonana azy ilay tompovaviny dia faly ery izy fa handeha hnkafy fitsangatsanganana any amin'ny ahi-maintso.




decalogo
volume esaurito volume esaurito
volume esaurito cane4
cane5 cane6